» Fa ny fanatitra iray ihany no efa nahatanterahany ho mandrakizay izay olona hamasinina. « Fanatitra indray monja ! Sady fanatitra lehibe tsy misy toa azy. Ny Zanany Lahitokana no nafoin’ Andriamanitra, eny, nomeny mba hampahoriana sy hampijaliana, ka hiafara…