» Tsy nisy latsaka na dia kely akory aza ny zava-tsoa rehetra izay nolazain’ i Jehovah tamin’ ny taranak’ Israely, fa tanteraka avokoa izany rehetra izany. « Maro tokoa ireo » zava-tsoa nolazain’ i Jehovah tamin’ ny taranak’ Israely. »…
Mois : décembre 2020
» Fa efa lasa ny taona vitsy, dia handeha any amin’ ny làlana izay tsy hiverenako intsony aho. « Indray mandeha no iainako aty an-tany. Tsy hiverenako na oviana na oviana izay làlana efa nalehako. Mampieritreritra tokoa izany ! Indrindra…
» Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin’ ny fiadanana, fa ny masoko efa nahita ny famonjenao « . Tsy ny olona rehetra no mahazo miala amin’ ny fiadanana rehefa handao ity tany ity. Izay miaina lavitra an’ Andriamanitra ka…
» Izay tsy niaro ny Zanani-lahy fa natolony hamonjy antsika rehetra Izy, tsy homeny antsika miaraka aminy maimaimpoana koa va ny zavatra rehetra ? « . Raha tena mangataka zava-dehibe amin’ Andriamanitra isika, dia mino ihany fa homeny antsika izany. Fa…
» Fa toy izao no nitiavan’ Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny zanany lahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay « . Fitiavana tsy hita fetra na faritra izany ! Izao tontolo izao…
» Kristy nanavotra anay tamin’ ny ozon’ ny lalàna, satria tonga voahozona hamonjy anay Izy « . Tena mahafinaritra sy maha-te hihaino ny filazantsaran’ ny Krismasy. Ary rariny raha mankamamy azy indrindra isika. Nefa aoka tsy ho hadinointsika koa ny maha-mahatsiravina…
» Ka hiteraka zazalahy izy, ary ny anarany ataonao hoe Jesosy, fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ ny fahotany « . Ilay zaza hateraka dia hatao hoe Jesosy. Sady manambara izay toetrany izany no manambara izay ho raharahany….
» Jesosy namaly ka nanao taminy hoe : Raha fantatrao ny fanomezan’ Andriamanitra « . Jesosy Kristy no fanomezan’ Andriamanitra, sady fanomezana krismasy. Ry Andriamanitra ô, ampianaro aho hahalala ny fanomezanao. Maro ny zavatra takiana amiko, ka tena vesaran’ izany aho….
» Ary manantena amin’ Andriamanitra aho izay antenain’ izy ireo koa, fa hisy fitsanganan’ ny marina sy ny meloka. Ary amin’ izany dia mikely aina koa aho mba hanana fieritreretana tsy manameloka ahy na amin’ Andriamanitra na amin’ olombelona mandrakariva…
» Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn’ i Kristy. Fa samy hitondra ny entany avy ny olona rehetra. « Aza angatahina hitondra ny entanao ny namanao. Ary aza hitarainanao izy raha tsy ataony izany. Aza manantena…