» Ary Jehovah niteny tamin’ i Josoa ka nanao hoe : Lazao amin’ ny zanak’ Israely hoe : » Fidio ny tànana fandosirana izay nasaiko nolazain’ i Mosesy taminareo, … dia ho fandosirana ho anareo izany mba tsy ho azon’…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11