» Ny fahatsaram-panahy voazaha toetra mahatonga fanantenana. « Tsy mbola tena velona ao am-pon’ ny olon’ Andriamanitra sasany ny fanantenana ny fiainana mandrakizay. Mahafeno ny sainy loatra sady maminy ny fiainana aty an-tany, fa toa lavitra azy ny fiheverany ny…