» Toa iray dia monja no anelanelako sy ny fahafatesana. « » Dia iray monja « . Tsy mba miraika loatra momba ny dia tsirairay ataontsika isika, fa manao dia maro tsy misy antony aza isan’ andro. Toa tsy mampaninona antsika…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11