Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : avril 2020

Hebreo 7:25

Publié par FLM Le Mans le 20/04/202020/04/2020 dans VATSY ANIO

« Velona mandrakizay hanao fifonana ho azy Izy. » Velona. Misy fampiononana ho an’ny fanahy ireo teny roa ireo. Velona mandrakizay Izy. Ny hoe mandrakizay dia mampanan-kery tokoa ny teny hoe: velona ka tena mampifaly; nefa ahazoan’ny fanahy fampiononana tanteraka kokoa ny…

Apokalypsy 2:17

Publié par FLM Le Mans le 19/04/202019/04/2020 dans VATSY ANIO

« Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin’ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra izay tsy fantatr’olona afa-tsy izay mandray azy ihany. » Vantany vao tonga any an-danitra ny olona, dia omen’Andriamanitra anaram-baovao. Hianao koa hahazo raha…

Apokalypsy 4:10-11

Publié par FLM Le Mans le 18/04/202018/04/2020 dans VATSY ANIO

« Dia hiankohoka eo anoloan’izay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana ny loholona efatra amby roapolo ka hivavaka amin’Izay velona mandrakizay, dia hanipy ny satro-boninahiny eo anoloan’ny seza fiandrianana ka hanao hoe: Hianao Tomponay sy Andriamanitray no miendrika handray ny voninahitra sy…

Apokalypsy 4:6

Publié par FLM Le Mans le 17/04/202017/04/2020 dans VATSY ANIO

« Ary teo anoloan’ny seza fiandrianana nisy toa ranomasina fitaratra tahaka ny vato kristaly. » Ny ranomasina fitaratra dia ilazana ny sain’Andriamanitra itondrany antsika olombelona. Rehefa tonga any an-danitra ny mino dia hahalala tanteraka ny hevitr’Andriamanitra nitondrany azy, fa mazava toy ny…

Jaona 14:2

Publié par FLM Le Mans le 16/04/202018/05/2020 dans VATSY ANIO

« Ao an-tranon’ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo aho: fa handeha hamboatra fitoerana, ho anareo Aho. » Tsy mbola tany an-danitra aho na oviana na oviana. Tsy fantatro izay toetry ny tany any. Ny namakiako ny…

Romana 8:38

Publié par FLM Le Mans le 15/04/202015/04/2020 dans VATSY ANIO

« Matoky aho… » Mahagaga ny kristiana; matoky izy na inona na inona mihatra aminy; matoky izy fa tsy misy hanimbana azy na inona na inona. Na inona na inona mihatra aminy dia mahasoa azy ihany amin’ny farany. Ny zava-tsarotra midona aminy…

Romana 8:38-39

Publié par FLM Le Mans le 14/04/202014/04/2020 dans VATSY ANIO

« Fa matoky aho, fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na ireo fanapahana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy, na hery, na ny any ambony, na ny any ambany, na inona na inona amin’izao zavatra ary rehetra izao, dia…

Romana 8:3

Publié par FLM Le Mans le 13/04/202013/04/2020 dans VATSY ANIO

« Izay tsy hain’ny lalàna, satria ny nofo no nahalemy azy, dia vitan’Andriamanitra tamin’Izy naniraka ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin’ny ota ka nanameloka ny ota teo amin’ny nofo. » Odrey, fotoana fohy no lany amakiana izany;…

Genesisy 32.25

Publié par FLM Le Mans le 12/04/202012/04/2020 dans VATSY ANIO

« Ny faha-kristianinao dia fantatra amin’ny fahazotoanao mivavaka amin’ny mangingina. Raha tsy nanandrana ny hatsaran’ny fivavahana ao amin’ny mangingina hianao dia tsy mahalala ny haren-tsaro-bidin’ny fiainana kristianina, satria amin’ny vavaka no ahatsapana izany indrindra. Ny hasoavan’ny vavaka dia izao arakaraka ny…

Genesisy 32:25

Publié par FLM Le Mans le 11/04/202011/04/2020 dans VATSY ANIO

« Dia Jakoba irery no sisa nitoetra tao. » Nanatona irery an’Andriamanitra Jakoba, ka dia nahazo zava-tsoa tokoa. Vitsy ny kristiana manatona an’Andriamanitra toy izany, ary kilema lehibe izany. Tsy mba mamaky irery ny Baiboly; vavaka ataon’ny hafa ho azy no iveloman’ny…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3 Page 4

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
avril 2020
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
27282930  
« Mar   Mai »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY