« Ary teo anoloan’ny seza fiandrianana nisy toa ranomasina fitaratra tahaka ny vato kristaly. » Ny ranomasina fitaratra dia ilazana ny sain’Andriamanitra itondrany antsika olombelona. Rehefa tonga any an-danitra ny mino dia hahalala tanteraka ny hevitr’Andriamanitra nitondrany azy, fa mazava toy ny…