« Andriamanitry ny faharetana. » Mahafinaritra fa manana izany anarana izany Andriamanitra. Eny, zava-tsoa lehibe ny ahalalana fa feno famindram-po Izy. Toetrany tsy misaraka aminy ny maharitra, ka izany no anaovana Azy hoe: Andriamanitry ny faharetana. Fombany ny maharitra. Tsy mety sasatra…