« Velona mandrakizay hanao fifonana ho azy Izy. » Velona. Misy fampiononana ho an’ny fanahy ireo teny roa ireo. Velona mandrakizay Izy. Ny hoe mandrakizay dia mampanan-kery tokoa ny teny hoe: velona ka tena mampifaly; nefa ahazoan’ny fanahy fampiononana tanteraka kokoa ny…