« Andriamanitry ny fiononana. » Andriamanitra ô, mahafinaritra izany anaranao izany. Tena ilaiko ny Andriamanitry ny fiononana, noho izany dia midodododo manatona Anao aho ankehitriny. Ampionony amin’ny alaheloko aho, noho ny fahotako, noho ny maha-tsinotsinona ahy, noho ny fahariana hafa koa mahazo…