« Iza no tahaka an’i Jehovah Andriamanitsika, izay mipetraka any amin’ny avo, nefa miondrika mijery ny any an-danitra sy ny ety an-tany? Manangana ny malahelo hiala amin’ny vovoka Izy. » Mipetraka any amin’ny avo Andriamanitra dia any ankoatr’iry manga hitan’ny maso iry,…