« Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin’ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra izay tsy fantatr’olona afa-tsy izay mandray azy ihany. » Vantany vao tonga any an-danitra ny olona, dia omen’Andriamanitra anaram-baovao. Hianao koa hahazo raha…