« Matoky aho… » Mahagaga ny kristiana; matoky izy na inona na inona mihatra aminy; matoky izy fa tsy misy hanimbana azy na inona na inona. Na inona na inona mihatra aminy dia mahasoa azy ihany amin’ny farany. Ny zava-tsarotra midona aminy…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11