« …Hevero ny làlanareo. Efa namafy be hianareo, nefa kely no taomina, mihinana hianareo, nefa tsy voky…ary izay mahazo karama dia mahazo karama hatao an-kitapo loaka… Nahoana? hoy Jehovah,… satria efa rava ny tranoko, nefa hianareo samy mihazakazaka hanao ny tranonareo…