« Ny faha-kristianinao dia fantatra amin’ny fahazotoanao mivavaka amin’ny mangingina. Raha tsy nanandrana ny hatsaran’ny fivavahana ao amin’ny mangingina hianao dia tsy mahalala ny haren-tsaro-bidin’ny fiainana kristianina, satria amin’ny vavaka no ahatsapana izany indrindra. Ny hasoavan’ny vavaka dia izao arakaraka ny…