« Andriamanitry ny fanantenana. » Raha tsy Andriamanitry ny fanantenana Andriamanitra dia tsy Andriamanitra. Tànam-pahasoavan’Andriamanitra atsotrany midina eto amin’ity tany feno ota ka ho levona ity ny fampanantenana avy Aminy. Na misy zavatra heverin’ny olona ho tsy azo atao aza, dia azony…