« Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo any an-tsaha. » Tenin’i Jesosy tamin’ny Jiosy ity, ary Teniny amintsika koa. Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo any an-tsaha, hoy Izy. Andeha isika hitsangana any an-tsaha amin’ny faramparan’ny volana Desambra, na amin’ny Janoary na Febroary fa…