« Ary hatramin’ny ora fahenina ka hatramin’ny ora fahasivy dia maizina ny tany rehetra. » Tamin’ny 12 famantaranandro, mitataovovonana indrindra ny masoandro, dia tonga nanarona an’i Golgota ny maizina. Niseho tao tokoa ny halozan’ny faharatsian’ny asan’ny maizina, ka na dia ny masoandro…