« Hoy i Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho ry Filipo? » Manome tsiny an’i Filipo i Jesosy, satria kely ny fahalalany Azy. Mahafantatra an’i Jesosy ihany Filipo saingy fahalalana tsy…
Mois : avril 2020
« ho antsika. » Ho antsika. Milaza famonjena ho antsika ireo teny roa ireo. Ho antsika Kristy, hahatsara antsika, misolo antsika. Hevero ange, fa lozantsika raha manohitra antsika Izy, fa tsy momba antsika. Raha tahiny manohitra antsika Izy, dia very isika. Nefa…
Ary indro ny efitra lamba tao amin’ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. « Maso maro no nibanjina aman-tahotra hatry ny fahagola io efitra lamba io. Nihantona, nanampina, teo amin’ny fidirana avy ao amin’ny masina ho…
« Ary ny miaramila anankiray nandefona ny Lanivoany, ary niaraka tamin’izay, dia nisy rà sy rano nandeha. » Ny mahafaty ny olona homboana amin’ny hazo fijaliana dia fialan’ny rà. Mety maharitra ela vao maty ny homboana. Fa ny nahafaty an’i Jesosy kosa…
« Ary niantso tamin’ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: Raiko ô, eo an-tànanao no atolotro ny fanahiko. » Vao izay no tapitra ny fijalian’i Jesosy ka faly amin’izany isika. Nanaraka Azy tamin’ny fijaliany isika ka dia nanandrana ny niara-nijaly Taminy. Ary…
« Ary rehefa nanandrana ny vinaigitra Jesosy, dia nanao hoe: « Vita. » Tanteraka ny vokatry ny fankahalan’ny olombelona. Tapitra ny fijalian’i Jesosy. Vita ny asam-panavotana. Mihobia re, ry fanahiko. Ario ny tahotrao, aza kivy. Fahotana ny fisalasalana rehetra. Zava-mahamenatra ny manahy. Jesosy…
« Ary rehefa afaka izany, dia fantatr’i Jesosy fa efa vita ny zavatra rehetra tamin’izay, mba hahatanteraka ny Soratra Masina, dia hoy Izy: « Mangetaheta Aho. » Nangetaheta ny fanahin’i Jesosy. Nangetaheta fitiavana Izy. Nangetaheta fanahin’olona. Ny Tànany nahinjitra tamin’ny hazo fijaliana dia…
« Ary nony tokony ho tamin’ny ora fahasivy, dia niantso tamin’ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: « Ely, Ely, lamà sabaktany », izany hoe: Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao. » Naharitra ora telo ny maizina. Tsy misy mahalala…
« Ary nony tokony ho tamin’ny ora fahasivy, dia niantso tamin’ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: « Ely, Ely, lamà sabaktany », izany hoe: Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao. » Naharitra ora telo ny maizina. Tsy misy mahalala…
« Ary hatramin’ny ora fahenina ka hatramin’ny ora fahasivy dia maizina ny tany rehetra. » Tamin’ny 12 famantaranandro, mitataovovonana indrindra ny masoandro, dia tonga nanarona an’i Golgota ny maizina. Niseho tao tokoa ny halozan’ny faharatsian’ny asan’ny maizina, ka na dia ny masoandro…