« Ataovy ao an-tavoahanginao ny ranomasoko. » Be ny zava-mampijaly amin’ity tany ity izay tsy fantatry ny hafa afa-tsy izy mijaly ihany. Maro ny ranomaso izay milatsaka ao amin’ny mangingina. Raha hitomany hianao dia mazana mandeha mitokana, ary raha misy olona tonga…