« Mifalia mandrakariva. Mivavaha ka aza mitsahatra. » Miaraka aseho ato ny vavaka sy ny fifaliana. Samy haharitra ireo zava-droa loha ireo, fa hoe hivavaka mandrakizay sy hifaly mandrakariva. Tsy mahazo misaraka ireo. Tsy misy ny fifaliana raha tsy misy fivavahana. Sasatra…