« Ary nony hitan’i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra Tiany, nijanona teo, dia hoy Izy tamin-dreniny: Ravehivavy, indro ny zanakao. Ary hoy koa Izy tamin’ilay mpianatra: Indro ny reninao. » Teo am-pototry ny hazofijalian’i Jesosy dia voatsindron’ny sabatry ny fijaliana ny…