Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : mars 2020

Lioka 23 : 39

Publié par FLM Le Mans le 31/03/202031/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ary ny anankiray tamin’ireo olon-dratsy nahantona teo dia niteny ratsy Azy. » Samy hafa ny fiafaran’ny fiainan’ireo jiolahy roa ireo na dia nitovy aza ny teotrany taloha. Teo am-bavahaon’ny fahafatesana dia nisaraka ny làlany. Ny anankiray nankany amin’ny fahaverezana mandrakizay, ny…

Lioka 23:42-43

Publié par FLM Le Mans le 30/03/202030/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ary hoy izy: Jesosy ô, tsarovy aho, rehefa avy amin’ny fanjakanao Hianao. Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa. » Lehibe ny fahotan’ilay jiolahy ka tsy azo alan-tsiny. Mpandika lalàna izy ary tandrify azy…

Lioka 23 : 34

Publié par FLM Le Mans le 29/03/202029/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ary hoy Jesosy: Raiko ô! mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony. » Taorian’ny nitenenan’i Jesosy tamin’ireo vehivavy nitomany nanaraka Azy teo an-dàlana nankany Golgota, dia nangina mihitsy Izy. Nampandrina tao amin’ny hazo Izy, nofantsihina ary natsangana teo amin’ny hazo…

Matio 27: 33-34

Publié par FLM Le Mans le 28/03/202027/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ary rehefa tonga teo amin’ny tany atao hoe Golgota Izy, izany hoe Ikarandoha, dia nomeny divay miharo afero hosotroiny, ary nony nanandrana izany Izy, dia tsy nety nisotro. » Ny divay miharo afero dia zava-pisotro mahadonto. Na dia tsy tena manafaka…

Matio 27:42

Publié par FLM Le Mans le 27/03/202026/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ny sasany vonjeny; fa ny tenany tsy hainy vonjena. » Teny fanamavoana izany. Sady marina no tsy marina. Hainy ny hamonjy ny Tenany. Azony natao ny ho nangataka ny Rainy haniraka anjely roa ambin’ny folo lejiona izay hamonjy Azy amim-boninahitra ho…

Salamo 22 : 18

Publié par FLM Le Mans le 26/03/202025/03/2020 dans VATSY ANIO

« Manindrona ny tongotro aman-tànako. » Tiako ilay Tànana voatsindrona. Satria tia ahy ny Tompon’ilay tànana. Ny mampiseho izany dia ny holatry ny nohomboana. Fitiavany ahy, no netezany hofantsihana amin’ny hazo. Raha misaina ny tànana voahombo aho dia mahalala fa tiana. Raha…

Jaona 19:36

Publié par FLM Le Mans le 25/03/202024/03/2020 dans VATSY ANIO

« Tsy hisy hotapahina ny taolany. » Raha homboana amin’ny hazo fijaliana ny olona, matetika dia tsy maintsy misy taolana tapaka aminy satria nanohitra mafy dia mafy ilay meloka rehefa fantsihana ny tànany sy ny tongony. Na dia fantany mazava aza fa…

Jaona 19:17-18

Publié par FLM Le Mans le 24/03/202023/03/2020 dans VATSY ANIO

« Izy nankany amin’ny tany atao hoe Ikarandoha, izay teny Hebreo hoe Golgota. Teo no nanomboana Azy tamin’ny hazo fijaliana. » Ry Golgota! Tsy misy toerana mahatsiravina noho hianao eo amin’izao tontolo izao. Maharikoriko ny Jiosy rehetra hianao, fa havoana maloto. Ny…

Tontolon’ny Fanahy

Publié par FLM Le Mans le 23/03/202023/03/2020 dans VATSY ANIO

VITA HOY JESOSY teo amin’ny hazofijaliana ! Ao amin’ny tontolon’ny Fanahy dia efa vita ny zavatra rehetra! Eto amin’ny tontolon’ny nofo kosa dia mbola « en cours » daholo ny zavatra rehetra ho antsika! -Ao amin’ny Fanahy : vita ny ady, tanteraka…

Lioka 23:28

Publié par FLM Le Mans le 21/03/202021/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ry zanakavavin’i Jerosalema aza mitomany Ahy, fa mitomania ny tenanareo sy ny zanakareo. » Ny hazo fijalian’i Jesosy mbamin’ny tantaran’ny fijaliany dia mitaky zavatra hafa mihoatra noho ny fangoraham-po. Raha misy olona vonon-ko faty hisolo ny hafa dia tsy manao izany…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
mars 2020
L M M J V S D
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
3031  
« Fév   Avr »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY