« Dia hiankohoka eo anoloan’izay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana ny loholona efatra amby roapolo ka hivavaka amin’Izay velona mandrakizay, dia hanipy ny satro-boninahiny eo anoloan’ny seza fiandrianana ka hanao hoe: Hianao Tomponay sy Andriamanitray no miendrika handray ny voninahitra sy…