« Ao an-tranon’ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo aho: fa handeha hamboatra fitoerana, ho anareo Aho. » Tsy mbola tany an-danitra aho na oviana na oviana. Tsy fantatro izay toetry ny tany any. Ny namakiako ny…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11