« Dia Jakoba irery no sisa nitoetra tao. » Nanatona irery an’Andriamanitra Jakoba, ka dia nahazo zava-tsoa tokoa. Vitsy ny kristiana manatona an’Andriamanitra toy izany, ary kilema lehibe izany. Tsy mba mamaky irery ny Baiboly; vavaka ataon’ny hafa ho azy no iveloman’ny…