« …mba handringanany amin’ny fahafatesana ilay manana ny herin’ny fahafatesana, dia ny devoly. » Mahatsiravina sady lehibe tokoa ny herin’ny fahafatesana. Ny devoly no tompony ka manjaka aminy. Ny fahotana no tehim-panjakany. Ny toetrany sy ny zava-miseho ao aminy dia fijaliana. Ranomaso…