« Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin’ny farany. » Tsy misalasala na miahanahana amin’ny heviny Andriamanitra. Tsy mba sanganehana amin’izay tiany hatao Izy. Izy mahita izay…