» Koa mainka sitrako ny hirehareha amin’ ny fahalemeko, mba hitoeran’ ny herin’ i Kristy amiko … Fa ny fahalemeko no fahatanjahako. « Teny tsy mifanandrify mihitsy ny hoe : fireharehana sy fahalemena. Tsy mba voninahitry ny lehilahy ny fahalemena,…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11