» Ary ny ra dia ho famantarana ho anareo eo amin’ ny trano izay itoeranareo; ary raha mahita ny ra Aho, dia handalo anareo. « Izay nampiavaka ny Zanak’ Israeky tamin’ ireo Egyptiana tamin’ ny alina nahatsiravina iny dia ny…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11