» Ary izahay … dia mangataka aminareo koa mba tsy handraisanareo foana ny fahasoavan’ Andriamanitra. « Ny hahataitra ahy indrindra eo am-pahataperan’ ny fiainana, dia ny hahitako azy ho foana. Fiainana anankiray dia anankiray monja mantsy no nomena ahy, koa…