» Fa izao no Lazain’ ny Tompo, dia Jehovah ny Iray Masin’ Israely : Amin’ ny fiverenana sy ny fitsaharana no hamonjena anareo. Amin’ ny fanginana sy ny fahatokiana no hisian’ ny herinareo. « Ahazoana hery ny fanginana. Fahalemena kosa…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11