» Finoana no naneken’ i Abrahama rehefa nantsoina hiainga hankany amin’ izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany « . Tsy fantatr’ i Abrahama izay halehany. Nefa nandeha ihany izy. Satria izao: Zavatra…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11