» Ary izany dia toy ny fahazavan’ ny maraina, raha miposaka ny masoandro, dia ilay maraina tsy misy rahona iny. « Mazàna dia saronan’ ny maizina ny fiainan’ olombelona. Ny fizahan-toetra, ny fanahiana, ny fanindronan’ ny fieritreretana dia sahala amin’…