» Tamin’ ny nandaharako voalohany hanala tsiny ny tenako, dia tsy nisy nomba ahy, fa nandalo ahy avokoa izy rehetra. ( Aza mba isaina ho helony anie izany ). Kanefa ny Tompo nitsangana teo anilako ka nampahery ahy. « Entina…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11