» Tahaka ny diera mihanahana maniry ny rano an’ ony no anirian’ ny fanahiko Anao Andriamanitra ô. « Indro ny diera mangetaheta. Atrakany ny lohany. Mihanahana izy. Dia manimbolo rano. Mikiakiaka izy, midradradradra – mihazakazaka – miakiaka indray. Tsy mahita…