» Ary ny anjely dia ilazany hoe: » Izy manao … ny mpanompony ho lelafo « . Tsy ny anjely ihany no tian’ Andriamanitra hatao lelafo fa ny mpanompony rehetra, dia ny olona koa. Tsy maintsy hirehitra ny mpanompon’ Andriamanitra. Tsy…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11