» Ary ny hahatanteraka izany no ikelezako aina koa sy iezahako fatratra araka ny fiasan’ ny herin’ Ilay miasa ato anatiko. » Mikely aina sy miezaka fatratra aho, hoy ny Apostoly Paoly eto. Saiky ny olona rehetra dia azo ilazana…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11