» Ny zavatra rehetra izay maharitra afo, dia ataovy ao amin’ ny afo, dia hadio. « Tsy dia maharitra afo ny zavatra rehetra. Ny zavatra rehetra sasany dia levon’ ny afo, fa ny sasany indray dia dioviny. Ny iafaran’ ilay…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11