» Ary hipetraka handrendrika sy hanadio volafotsy Izy; eny, hanadio ny taranaky Levy Izy sy handrendrika azy toy ny fandrendrika volamena sy volafotsy « . Tena asa mafy tokoa ny mandrendrika vy. Ny hamafin’ ny vy no anton’ izany. Tsy maintsy…
Mois : septembre 2020
» Tsy voalazako va fa raha hino hianao, dia ho hitanao ny voninahitr’ Andriamanitra. « Andao isika hankany amin’ ilay tendrombohitra malaza any Suisse atao hoe Les Alpes. Ho vaky vava mihitsy isika raha mahita ireo tanimboly voasa eo am-potony…
» Efa akaiky Izy manamarina Ahy; iza no hiady amiko. » Inona no atahoranao ? Inona no mahaketraka sy mampalahelo anao ? Nahoana no manjombona ny tarehinao ? Kanefa anie eo akaiky Izy! Efa akaiky Izy manamarina anao, dia ilay…
» Izay efa-polo taona izay Jehovah Andriamanitrao no teo aminao ka tsy nanan-java-mahory hianao. » Firy taona izay no teo aminao Andriamanitrao ? Sao tsy mbola tonga teo aminao mihitsy Izy ! Raha izany dia tena manan-java-mahory hianao. Rehefa mirehitra…
» Makà saina ihany hianareo, nefa mbola hofoanana izany. Milazà ihany ny teny nefa tsy ho tanteraka izany tsy akory, fa aminay Andriamanitra Imano-Ela. « Endrey manao ahoana izany fahatokiana ananan’ ny olon ‘ Andriamanitra ! Afaka hilaza mivantana amin’…
» Andriamanitra manome malalaka ho an’ ny olona rehetra sady tsy mandatsa. « Misy fanomezana izay mampijaly eo am-pandraisana azy. Eo am-panolorana azy dia mety misy teny mampiseho fa tsy mendrika hahazo ilay mpandray. Mety misy teny koa mampahatsiaro azy…
» Ary izay mety, aoka izy hisotro maimaim-poana amin’ ny ranon’ aina. « Ny ranon’ aina dia ahazoan-kery amin’ ny adim-piainana sy amin’ ny fahamasinana ary ny asa. Manome faharetam-po sy fifaliana izy sady mahafa-po no manatanteraka ny faniriana rehetra….
» Raha tsy mety mino hianareo, dia tsy ho tafatoetra « . Ny hoe finoana dia ny ho tafatoetra na tsy ho tafatoetra. Tsy ambin-javatra fotsiny ny finoana fa tena zavatra feno tokoa. Tena aina izy, fa ny tsi-finoana kosa, dia…
» Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin’ ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin’ ny finoanareo, mba hitomboanareo amin’ ny fanantenana noho ny herin’ ny Fanahy Masina « . Eritrereto kely izay lazain’ ity andininy ity. Milaza faniriana izy…
» Efa nitaiza sy nahalehibe zaza Aho, kanjo niodina tamiko ireo. Ny omby mahalala ny tompony ary ny boriky ny fihinanam-bilon’ ny tompony, fa ny Israely tsy mahalala, ny oloko tsy misaina. « Rentsika ny feon’ Andriamanitra amin’ izao. Tsy…