» … ny Rain’ ny fanazavana Izay tsy misy fiovaovana na aloka avy amin’ ny fihodinana. « Miovaova ny sain’ olombelona. Vetivety dia tezitra izy, ary vetivety indray dia mora fanahy. Vetivety dia reraka ary vetivety matanjaka. Mbetika izy mitomany,…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11