» Ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy. « Mety hampanetry tena sy hahakely antsika indraindray ny fahamoram-panahy asehon’ ny olona antsika, indrindra raha mifangaro fandeferana sy famindram-po noho ny tsi-fahaizantsika sy ny tsi-fahavitantsika. Eny, mety hampangirifiry ny fo mihitsy ny…