» Nitahiry ny finoana aho, hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satro-boninahitry ny fahamarinana. » Fahasambarana re izany ny an’ ny Apostoly Paoly ! Hanao veloma ny fiainana aty an-tany izy, ary amim-pihobiana ihany no anaovany izany. Na ilay andro…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11