» Ary indro nisy vehivavy mpanota tao an-tanàna, ka rehefa fantany fa Jesosy nipetraka nihinana teo an-tranon’ ilay Fariseo, dia nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra izy, ary nijanona teo ivohony tanilan’ ny tongony ka nitomany, dia nahakotsa ny tongony…