» Afa-tsy ireo zavatra ivelany, dia mbola misy koa izay mahazo ahy isan’ andro dia ny fiahiana ny fiangonana rehetra. « Avy nanonona zavatra marobe nahazo azy teo amin’ ilay asany maro sampana i Paoly Apostoly, tahaka ny hoe ;…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11