» Koa izany no tsy mahamenatra Azy hanao ireo hoe » rahalahy. « Tokony ho nahamenatra tokoa ny ho rahalahin’ ny olombelona, fa olona nifanditra, nifamono, nifandainga, nanjakan’ ny fitiavan-tena sy ny fijejojejoana, mpankahala an’ Andriamanitra, eny, nisy aza nitsinkasina…