» Ary amin’ izany dia tsy misy fanamelohana ho an’ izay ao amin’ i Kristy Jesosy. « Zava-mahatsiravina ny mahatsiaro tena ho voaheloka. Koa mampangirifiry indrindra ny teny feno fisentoana hoe : » Indrisy olo-mahantra aho, iza no hanafaka ahy…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11