» Fa tahaka ny heviny ao am-pony ihany no toetrany. « Asio fiambenana tsara ny eritreritrao am-po, fa marika ilazana ny fiainanao manontolo ny eritreritrao. Raha ratsy ny eritreritrao, dia tonga ratsy koa ny tenanao. Raha maloto ny eritreritrao, dia…