» Ary izay rehetra nipetraka teo amin’ny Synedriona, raha nandinika an’ i Stefana, dia nahita ny tarehiny tahaka ny tarehin’ Anjely. « Tokony ho nampahatezitra sy ho nampangirifiry an’ i Stefana mafy ireo fiampangana tsy marina sy ny faharatsiana bevava…