« Ny olona misaintsaina ny làlan’Andriamanitra andro aman’alina dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron’ny rano velona, izay mamoa amin’ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo, ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa. Fa tsy mba toy izany ny…
Mois : février 2020
» Ny fahaleovanay dia avy amin’Andriamanitra izay efa nampahaleo anay » Ity teny ity dia sady mampahery tena no mampahasahy. Tsy misaraka na oviana na oviana ny fanetre-tena sy ny fahasahiana. Raha tsy misy ny fanetre-tena dia tsy misy ny fahasahiana…
« Ary sedra nisy mpisorona anankiray nidina tamin’izany làlana izany, ary raha nahita an-dralehilahy izy dia nandalo azy » Lioka 10.31 Mahamenatra ity hoy isika raha mamaky azy. Pastora ve ? Manantena asa soa avy amin’ny pastora mandrakariva ny olona, kanefa indrisy fa…
« Iza no lehilahy matahotra an’Andriamanitra ? Izy no hampianariny izay làlana tokony hofidiany » Salamo 25.12 Mahery tokoa ny finoana ka ahazoana izay irina. Amin’ny fanjakan’Andriamanitra dia tena làlana ny hoe : tongava aminareo araka ny finoanareo. Mampihetsika ny herin’Andriamanitra Tsitoha ny finoana….
« Tongava aminareo araky ny finoanareo » Matio 9.29 Tsy mba mora akory ny mitsangana eo an-tsampan-dalana ka tsy mahalala ny làlana hombana. Ny mifidy làlana diso dia mety mahatonga fijaliana tsy nampoizina ary manary fotoana maro foana. Fa izay matahotra an’i…
« Ary ny fiadanan’Andriamanitra izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin’i Kristy Jesosy » Matetika dia misy fisentoana ao am-pontsika hoe: Hataoko ahoana no hahatonga ny hevitro ho madio. Sarotra moa ny mamolaka ny hevitsika…